Teny iditra | 1 voatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lamina, karakara [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 preparation [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 préparation, réparation [1.8] |
Ohatra |
6 Ny hafaliam-po sy ny fialan-tsasatra ary ny sakafo tsara voatra dia samy nampiverina haingana ny herin' ny tenako manontolo. [2.643#48] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 avotra, ovatra, voatra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/14 |