Teny iditra (1/2) | 1 Amboasary |
Singan-teny | 2 voasary |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
4 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (2/2) | 5 Amboasary |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.11] Intérêt touristique: le Lac Anosy à Antsovola |
Ohatra |
8 Zoma dia Tao amboasary, avaratr' Antsatrana. [2.59] 9 Ampangabe dia tanàna atsimon' amboasary, andalovan' ny lalamby sy ny arabe akaiky. [2.472] |
Voambolana |
10 Haitoetany: tanàna |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny Amboasary io |
Fivaditsoratra | 12 Amboasary, asam-birao, isamboara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |