|
|
|
|

Teny iditra1  Ambodinandohalo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.59] tao ambodinandohalo amy ny trano Fiangonan'ny Katolika no nanaovana
4  [2.48] Ary ny fanamboarany ny vokaka, ao ambodinandohalo ny angalany ny rano
Singan-teny  5  mabody, Andohalo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny Ambodinandohalo io

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08