1 | Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao Ambohitantely. [Ravelomanana: Lalana, takila 26]
|
2 | tamy ny Andrianjaka, ao Ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' Ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [Callet: Tantara, takila 512]
|
3 | nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao Ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 184]
|
|