Teny iditra | 1 am-bohoka |
Singan-teny | 2 vohoka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ao ankibo: Maty am-bohoka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] in the womb |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] au sein de la mère |
Ohatra |
7 Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza. [2.285#] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny am-bohoka io |
Fivaditsoratra | 9 am-bohoka, haombako, haom-boka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |