Teny iditra (1/2) | 1 vohoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
kibon-dranjo |
Voambolana |
4 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 vohoka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Tranon-jaza. Ny kibo (itoeran' ny zaza). |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] the womb |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] la matrice |
Ohatra |
11 [2.424#] Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka. |
Voambolana |
12 Haiaina |
Mpanahaka | 13 tranonjaza, fananahana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 18 haovok, havoko, hovako, vohako, vohoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |