|
|
|
|

Teny iditra1  ambolena
Fototeny  2  voly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany
(Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci)
Ohatra  6  Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332#35]
7  Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472#18]
Voambolana  8  Toe-karena: fambolena
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny ambolena io

Fivaditsoratra  16  ambolena, bolamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21