Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ambolena
|
|
|
Ohabolana 1 | Asan’ ilay kamo: indroa amby ny folo no mila-tsafea (an-tsaha) vao misy kely hambolena. [2.653]
Asan’ilay kamo : indroa ambin’ ny folo no milatsaka an-tsaha vao misy kely ambolena. [2.974]
Asan' ilay kamo : indroa ambin' ny folo no milatsaka vao misy kely hambolena. [2.415 #3890]
|
Dikanteny frantsay | Travail de paresseux : il faut qu' il descende douze fois dans son champ pour avoir un lopin de terre à ensemencer. [2.415 #3890]
Travail de paresseux : il lui faut douze voyages à son champ avant de commencer à planter quelque chose. [2.974 #183]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny nambolena tsy naniry, ny nasosoka maty maso. [1.147 #N10, 2.653]
|
|
|
Ohabolana 3 | Voantango no nambolena, ka voanketsihetsy no naniry. [2.415 #3781, 2.558 #324, 2.653]
|
Dikanteny frantsay | On a planté des melons, et ce sont des pastèques sauvages qui ont poussé. [2.415 #3781]
|
Fanazavana frantsay | Se disait d'un travail peu rémunérateur. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|