|
|
|
|

Teny iditra1  ambovo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny tsy dia manaja loatra iantsoan' ny ankizy ny ray aman-dreny ao an-trano: Ao ve, letsy, ny ambovonareo?
Voambolana  4  Teny fanajana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny ambovo io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31