Teny iditra | 1 amelana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#822] |
Ohatra |
4 [2.587#] Mpiambina I: Aza amelana mihitsy, ry mpanjaka! 5 [2.643#] Tratran' ialahy marina fa aza amelana, hoy ny tovolahy. 6 [2.298#] lanareo mpitondra tenin'Andriana, dia tsy azonareo amelana ny teny entinareo. |
Fototeny | 7 vela |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 alamena, alemana, amelana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |