Teny iditra amelomana (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
amelomana
amelomako
amelomanao
amelomany
amelomantsika
amelomanay
amelomanareo
ameloman'
ameloman-
amelomam-
ameloma-
namelomana
namelomako
namelomanao
namelomany
namelomantsika
namelomanay
namelomanareo
nameloman'
nameloman-
namelomam-
nameloma-
hamelomana
hamelomako
hamelomanao
hamelomany
hamelomantsika
hamelomanay
hamelomanareo
hameloman'
hameloman-
hamelomam-
hameloma-
amelomy
Ohatra 
1Arakaraky ny zavatra amelomana azy no firehitry ny afo [Baiboly]
2Izao no Joro fanao eo amin' izany, eo amin' ny fotoana amelomana afo [Ndemahasoa: Antakay]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/07