|
|
|
|

Teny iditra1  amelomana
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#824]
Ohatra  6  Arakaraky ny zavatra amelomana azy no firehitry ny afo [2.996#28.028.010]
7  Izao no Joro fanao eo amin' izany, eo amin' ny fotoana amelomana afo [2.245#83]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  amalomena, amelomana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20