|
|
|
|

Teny iditra1  amerikana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] jereo amerikanina
Ohatra  4  [2.4#] Ny Foibem-pikoloana amerikana no nofidiko tamin' izany.
5  [2.356#] amerikana nanam-bady Frantsay izy, tsotra sy nanam-pitiavana.
6  [2.508#] Tamin' ny 1700 dia nisy sambo amerikana roa tonga tao Morondava.

Fivaditsoratra  7  amerikana, anaikeram, manaikera

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02