Teny iditra | amerikanina | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
¶ momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | American [3.1] | ||||
Fandikana frantsay | américain, américains, américaine, américaines [3.1] | ||||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: américain. | ||||
Tsipelina hafa | amerikana | ||||
Mpanahaka | Amerika | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |