Teny iditra ekoatera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsipika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoany ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin' ny tendrony atsimo sy avaratra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy equator: see fehibe [3.1]
Fandikana frantsay équateur: voir fehibe [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: équateur.
Teny mitovy hevitra fehibe

Teny iditra Ekoatera
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fandikana anglisy Ecuador [3.1]
Fandikana frantsay Équateur [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  ekoatorianina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31