Teny iditra amiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza, hoy ny olona sasany, raha voakasika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shrubs with large stinging hairs. The wood of Urera radula is very soft, and when on fire smoulders for a long time like peat. The trunk of some specimens of the amiana is sometimes five or six feet in circumference. Urera radula, Baker; U. oligoloba, Baker; Obetia morifolia, Baker; O. pinnatifida, Baker; and O. laciniata, Baker. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] Nom surtout donné à Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) Espèce extrêmement polymorphe. Cette plante était considérée comme magique par les vieux Malgaches : un fragment de sa tige (tonon'amiana) était nécessaire pour exorciser les enfants nés sous le signe d' alahamady (le belier). La décoction était administrée dans la coqueluche pour prévenir les vomissements alimentaires (antispasmodique). D'autre Urticaceés étaient aussi appelées par ce nom ; surtout Urera oligoloba Baker (Urticaceae). Mais elles n'étaient pas cultivées autour des habitations. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Obetia radula, Urera oligoloba
Mpanahaka  amianakoho ~ amiandahy
Ohatra 
1ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana. [Rajemisa: Fiteny 3, takila 131]
2Minananana eny amin' ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin' ny amiana. [Baiboly: 22.30.7]
3Aza ny haren-dRatsilefy no topaza-maso fa ny toetrany malailay toy ny ravin'amiana. [Ravalison: Ratsilefilaza]
Teny nalaina 

Teny iditra amiaña
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] omena [Rakotosaona 1972]

2019/08/17