Teny iditra | amongo | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Bran, soft husks of rice adhering to the winnowing pan in sifting. See ampombo. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Son. (ampombo). [1.19] | ||||||||
Teny iditra | amongo (mongo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manamongo, manorotoro: Inona no hamongonao io vato io [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | amongo, manogo, moango |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |