|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ampaha~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
Ohatra  4  Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996]

Teny iditra (2/3)5  ampaha
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 fraction [1.13]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)11  ampaha
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antemoro+Betsileo+Tanosy] kary [1.78]
14 [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 [Provincial] the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 [Tankarana] chat sauvage. [1.19]
Voambolana  17  Haibiby: mampinono
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ampaha~, ampaha, 19 pamaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20