Teny iditra (1/3) | 1 ampaha~ |
Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. |
Ohatra |
4 Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996] |
Teny iditra (2/3) | 5 ampaha |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] isa misy mpanondro sy mpanisa |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] fraction |
Voambolana |
9 Matematika: rafitrisa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 ampaha |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Taimoro, Betsileo, Tanosy]
kary 22 [1.1] [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Provincial]
the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.19] [Tankarana]
chat sauvage. |
Voambolana |
25 Haibiby: mampinono |
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny ampaha io |
Fivaditsoratra | 27 ampaha~, ampaha, haampa, pamaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |