Teny iditra ampahany
Sokajin-teny anarana ampaha sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fractionnal part [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Une partie, une fraction [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  ampahatelony ~ ampahefany ~ ampahadiminy ~ ampaheniny ~ ampahafitony ~ ampahavalony ~ ampahasiviny ~ ampahafolony ~ ampahazatony

Teny iditra ampahañy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mandritra [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08