|
|
|
|

Teny iditra1  ampahavalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#66][ampahavalo] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#731][ampahavalony] the eighth part
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#807, 1.5#322][ampahavalony] le huitième
Isam-pirenena  6  [3.1] 1/8
Ohatra  7  [2.436#135] ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Fototeny  9  valo
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Mpanahaka  11  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  ampahavalo, pahalavoam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21