Teny iditra | 1 ampahazato |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2#797, 1.7#102][ampahazatony] a hundredth part 4 [1.7#102][ampahazatony] percent |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#869][ampahazatony] la centième partie 6 [1.8#96][ampahazatony] le centième, pour-cent 7 [1.13.fr#15][ampahazato] centième |
Isam-pirenena |
8 [3.1] 1/100 |
Ohatra |
9 [2.357#10] Natorak' Andriamanitra eto an-tanako ialahy ity, hamaliako ny ampahazaton' ny voloko fotsy tsy satry noho ny fanaintainan' ny foko |
Voambolana |
10 Matematika: rafitrisa |
Fototeny | 11 zato |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 fahazato |
Mpanahaka | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |