Teny iditra | 1 ampahavalo |
Fototeny | 2 valo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#66][ampahavalo] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#731][ampahavalony] the eighth part |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#807, 1.5#322][ampahavalony] le huitième |
Isam-pirenena |
7 [3.1] 1/8 |
Ohatra |
8 ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy [2.436#135] |
Voambolana |
9 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 ampahavalo, pahalavoam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |