Teny iditra |
ampaha~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny anglisy | A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
|
Ohatra | Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona.
[2.996]
|
|
Teny iditra |
ampaha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fraction [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ampaha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Taimoro, Tanosy]
Kary [1.78]
|
| [Sakalava]
Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.]
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Chat sauvage. [1.19]
|
Voambolana |
|