Teny iditra (1/5) | 1 ampaly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fitaovana entina hikikisana hanalamana zavatra iray [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 sandpaper [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 tout ce qui sert à polir [1.3] 6 papier verre [1.8] 7 abrasif [1.13] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 14 ampaly |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Ampalis madagascariensis Bojer (Moraceae). Arbre à fruits très toxiques (voir aussi ampa). [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/5) | 19 ampaly |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 hazo madinidinika misy raviny maraorao ka ampiasaina ho fanadiovana, fandamana na fandambolamboana zavatra, toy ny hazo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 a shrub or tree, the leaves of which are used as a substitute for sand-paper. Ficus soroceoides, Baker. [mal. ampalas, Ficus almifolia.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 arbuste dont tes feuilles rugueuses sont employées à polir, comme le papier a verre ; Ficus soroceoides. Baker [1.3] 24 appellation botanique: Ficus grevei [2.612] 25 (vient de faly = content, joyeux ; parce qu'il était donné en offrande lors des événements heureux). Ficus soroceoides Baker (Moracées). Espèce extrêmement polymorphe, présentant des formes qui reçoivent en malgache des noms différents : ampaliala, ampalihazo, ampalivavy, etc. [Bezanozano, Merina] [1.196] |
Ohatra |
26 Efa miverina ny ravin' aviavy, efa mitodika ny ravin' ampaly, koa modia re, Ramatoa, fa ny olona ato an-tanàna tia fosa, ny vahiny mandalo tia resaka. [2.69] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/5) | 29 ampaly |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
31 Campylospermum obtusifolium (Lam.) Tiegh. (Ochnaceae). [Tanosy]
[1.196] |
Voambolana |
32 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/5) | 34 ampaly |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
36 (corruption de ampale). Pittosporum ochrosiifolium Bojer (Pittosporaceae). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
37 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/25 |