|
|
|
|

Teny iditra1  am-pamatoran-janak' omby
Singan-teny  2 famatorana, 3 zanaka, 4 omby
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Lorsque les rayons du soleil arrivent à l' endroit où on attache le veau : vers les trois heures du soir. [2.415#6537]
Voambolana  8  Fotoana
Tovy hevitra  9 mbyampamatoranombykely

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23