Teny iditra ampamatoran-janak' omby (fatotra, zanaka, omby)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31