Teny iditra | 1 ampangaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be accused of, to be charged with. 5 [1.7] to be accused |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on accuse, qu'on dénonce |
Fototeny | 7 ampanga |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ampangaina io |
Fivaditsoratra | 13 ampangaina, iampangana, mpanagaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |