Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : ampangaina
|
| |
|
Ohabolana | |
Amboa nangala-katsaka : ampangain’ ny tainy. [Samson 1965 #A46]
Amboa nangala-katsaka, ka ampangain' ny tainy. [Veyrières 1913 #4267]
|
Dikanteny frantsay | |
Chien qui a volé du maïs : ses excréments l' accusent. [Veyrières 1913 #4267]
|
Fanazavana frantsay | |
Se disait des gens qui ont habilement volé, mais qui sont découverts quand ils vendent leur vol. [Veyrières 1913 #4267]
|
| |
|
Ohabolana | |
Homam--bomanga an-tsena : tsy hisarom-bava menatra ny olona, hisarom-bava ampangain' ny foto-tsofiny. [Rinara 1974 #1370, Cousins 1871 #1094]
|
| |
|
Ohabolana | |
Mitsako an-tsena ka ampangain' ny foto-tsofiny. [Rinara 1974 #2495]
| |
|
|
Fizahan-teny |
|
|
|