|
|
|
|

Teny iditra1  ampangaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  ampanga
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be accused of, to be charged with.
10  [1.7] to be accused
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] qu'on accuse, qu'on dénonce
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ampangaina io

Fivaditsoratra  13  ampangaina, iampangana, mpanagaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29