|
|
|
|

Teny iditra1  am-pelatanana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] at hand, available
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sous la main, disponible
Singan-teny  6  felatanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26