Teny iditra fela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] akorandriaka fanaon'ny vehivavy haingo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a conical shell, of which the upper part of the cone is removed, and the flat round base, which resembles a counter, is worn as an ornament on the head, forehead, or breast
¶ in the provinces it also means, perhaps, a flower. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] coquillage plat servant d'ornement (aux femmes et aux danseurs) [Deschamps 1936]

Teny iditra fela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fehezam-bolom-borona [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra felika

Teny iditra fela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  falana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fala ~ falana
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fela ity (1): Befelatanana

Teny iditra fela
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay composante [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra fela
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara] Nom général donné aux fleurs (équivalent de vony, Merina) (voir aussi felana). [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17