Teny iditra | 1 ampelavao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana enti-milaza ny vehivavy maty ampiterahana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
[vao, new.] A woman who has just given birth to a child. In Imerina it means a woman who has just died in child-birth. |
Singan-teny | 5 ampela, vao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |