|
|
|
|

Teny iditra1  am-perinasa
Fototeny  2  any
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  (am-perin' ny asa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin' ny fotoana mbola ahitana ny ferin' ny tany asaina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31