Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ampianarina [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan i Madagaskara. [Rabary: Daty]
2Koa ampianaro fietrena ny ankohonanao, mietry vao mison-drotra; [Rabemolaly: Fary]

Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ampianarana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2019/07/30