Teny iditra |
anatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Advice, admonition [1.2, 1.7]
|
| Counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Conseil, admonition [1.8]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|