| Teny iditra | 1 ampidirana |
| Fototeny | 2 iditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472#220]
5 Ary tahaka izao ny toetry ny aretina, dia nampidirana anareo izao hiaraha-mihevitra. [2.48#1149] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|