|
|
|
|

Teny iditra1  ampidirana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  [2.472] Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
4  [2.48] Ary tahaka izao ny toetry ny aretina, dia nampidirana anareo izao hiaraha-mihevitra.
Fototeny  5  iditra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11