Teny iditra ampidirina (iditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra 
1Inona kosa no setrin'izany amin'ny entana avy any ivelany ampidirina eto Madagasikara? [2.503]
2Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampidirina, ampidiriko, ampidirinao, ampidiriny, ampidirintsika, ampidirinay, ampidirinareo, ampidirin', ampidirin-, ampidirim-, ampidiri-
Ny lasa : nampidirina, nampidiriko, nampidirinao, nampidiriny, nampidirintsika, nampidirinay, nampidirinareo, nampidirin', nampidirin-, nampidirim-, nampidiri-
Ny hoavy : hampidirina, hampidiriko, hampidirinao, hampidiriny, hampidirintsika, hampidirinay, hampidirinareo, hampidirin', hampidirin-, hampidirim-, hampidiri-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21