|
|
|
|

Teny iditra1  ampihimamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13, 1.5#117] monopole
Ohatra  5  [2.296#] nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty!
6  [4.27#] Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana.
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  8  any, fihi-mamba
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07