Teny iditra ampihimamba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra [SLP 1986]
Fandikana frantsay monopole
¶ manao ampihimamba: monopoliser
¶ mpanao ampihimamba: monopoliste
¶ kapitalisma manao ampihimamba: capitalisme monopoliste [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31