Teny iditra ampinga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A shield, a buckler. [1.2]
 A shield [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bouclier [1.8]
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Rondelle [1.13]
Ohatra 
1fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587]
2koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59]
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18