|
|
|
|

Teny iditra1  ampinga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona.
4  [1.13] fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a shield, a buckler.
6  [1.7] a shield
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] bouclier
8  [1.13] rondelle
Ohatra  9  fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587#]
10  koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#]
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny ampinga io
Lahatsoratra  24  Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  25  ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21