|
|
|
|

Teny iditra1  ampio
Fototeny  2  ampy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampiana
Ohatra  4  ampio sira ny laoka fa matsatso [1.1]
5  ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  ampio, -pioma-, pioma

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31