|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ampy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 sufficient, enough [1.2, 1.7]
5 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 suffisant [1.8, 1.13]
7 assez [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  20  antonony, 21  sahaza
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)24  ampy
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 kotrobaratra, varatra [Taimoro, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  27 the thunder which comes near [Provincial] [1.2]
Voambolana  28  Haitoetrandro

Teny iditra (3/3)29  ampy
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  32 a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  33 (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
34 Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  36 ampimbato
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/03