Teny iditra ampireheto (rehitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampirehetana [fitanisana]
Ohatra 
1ary ampidiro ny fanaovan-jiro, ka ampireheto ny jiro. [2.996]
2Fa efa akaiky dia akaiky izy ireo tamin'izay, injay efa heno ny horakora-bahoaka : dory amin'izay, ampireheto amin' izay! [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31