Teny iditra ampodina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-kazon' ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao zaran-defona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay arbre à bois jaune imitant le buis [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra ampodina (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Endriteny 
ampodina
ampodiko
ampodinao
ampodiny
ampodintsika
ampodinay
ampodinareo
ampodin'
ampodin-
ampodim-
ampodi-
nampodina
nampodiko
nampodinao
nampodiny
nampodintsika
nampodinay
nampodinareo
nampodin'
nampodin-
nampodim-
nampodi-
hampodina
hampodiko
hampodinao
hampodiny
hampodintsika
hampodinay
hampodinareo
hampodin'
hampodin-
hampodim-
hampodi-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31