Teny iditra ampoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1]
 Feno tanteraka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Soaked, wet. See lona, lena, mando. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Saturé [1.13]
Haiendriteny 
Tsotra : ampoka, ampoky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra ampoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11