|
|
|
|

Teny iditra 1  lena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 wet, moist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 humide, mouillé [1.8]
Ohatra  6  Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472#39]
7  Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470#48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  22 maina
Mpanahaka  23  bibaka, 24  ditsaka, 25  fetsaka, 26  hetsaka, 27  hotsaka, 28  kotsa, 29  loditra, 30  malamalana, 31  malana, 32  manda, 33  miteradrano, 34  mitsidrano, 35  mitsoitsoy, 36  petsa, 37  poretsaka, 38  tanteradrano, 39  vonto
Fikambanana  40  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 16 misy io teny io
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  42 lane, lena

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07