|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao
4  [1.13] feno tanteraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] soaked, wet. See lona, lena, mando.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] saturé
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny ampoka io

Teny iditra (2/2)15  ampoka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka
Voambolana  18  Kilalao
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny ampoka io

Fivaditsoratra  20  ampoka, ompaka, pamako, pomaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02